You are here: home > Vetso

VELOMA - Rado

Azo vakiana?

Veloma
Ekeko fa misy veloma atao amin'ny maty
atao amin'ny maty arahina saona
fa veloma mangidy kokoa
ho an'izay velona tsy afaka mihaona

Sokajy : Alahelo

Hevitra mandeha

pisokelinah (28/08/2010 08:20:49)

Mampalahelo ity tononkalo ity ary tena niainako!misaotra an'i rado namboraka ny aingam-panahiny!
Tsapa fa tena mafy ny misara-belona noho ny misaramaty satria raha maty mba afaka mionona ny saina!fa raha mbola velona mangidy ary tena mangidy zany oe tsy afaka hihaona intsony izany

royal (29/03/2015 15:27:24)

tsy mainka ratsy ilay tsy eto antany intsony?

Mombamomba

Mpanoratra : Rado


Nampiditra : pisokelinah
Daty : 28/08/2010
Mpamangy : 14521
Mankafy : 4

Tononkalo hafa

Noho ny zanako
Tanjona
Ny poeta
INAY
TOPIMASO
RAY Ô!
Angamba
VOROMANGA
Mpangalatra
SEPTAMBRA