Ô ry Fanahy miainga! (Rafanomezantsoa Tolojanahary Heritiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fo tony ,saina gina
Faianao Anatikoao
Mitrôtra tsy hay tsindriana;

Manentana ny fo
Mandrisika ny saina
Ho mpankato
Tsy halaina,
Fa handrindra rafi-teny
Handrafetana fisiana
Tsy ho kanto manirery
Fa ho anilan'olon-tiana;

Manetsika ny fo
Mivimbina herin-tsaina
Ho feno zoto
Zary aina,
Ka handrindra rafi-peo
Hamoronana tontolo
Tsy ho kalo mampanam-pery
Fa ho fanafody mananjina.
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
817 1
Mpakafy: Tianakarambato
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Rafanomezantsoa Tolojanahary Heritiana
Nampiditra : Tianakarambato
Daty : 16/11/2017 23:27
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136