Commentaire à propos de BABO
Revenir à BABO
raims randriamalala (
07/12/2023 05:15)
mankasitraka indrindra tompoko ny amin'ny fiarahamiasa, dia mitomboa hasina daholo isika rehetra eto amin'ity rohy ity,
hafatra sady fangatahana fotsiny hoe ataovy marina tsara ny tsipelina vao zaraina amin'ny besinimaro ny tononkalontsika mpanoratra sy poeta miserasera eto amin'ity tokontanitsika ity