Hevitra momba ny SAKAIZAN'NY SEKOLY

Hiverina amin'ny SAKAIZAN'NY SEKOLY
hery ( 05/11/2024 16:02)
Na dia tsy tia sekoly aza mila mianatra teny malagasy ihany an.
Fanitsiana vitsivitsy:
- Hatsiaka fa tsy Antsika (izay ilay hoe mangatsiaka)
- Amin'ny herintaona fa tsy aminerintaona
sns...
Kivy aho
fenobe3 ( 11/02/2025 03:21)
Misaotra tamin fanitsiana zoky aaa! Tsy oe tsy tia sekoly tononkalo fotsiny ihany tsy voatery iainana mankasitraka eeee
ZavonaRakoto ( 14/02/2025 07:05)
Fenobe3, misaotra anao, mba fiangaviana kely fotsiny angamba no angatahiko, "tsy misy hanaja mihitsy ny tenin-drazanao raha toa ka ianao tompony aza...."

ampiaino tsara ny aingam-panahinao fa sora-kanto no nanaovanao azy ary misy fanahy.

"tsarao hoe azo haranty anaty boky hianarana ve ny tsipelina sy ny rafitra anaty tononkalonao? ataovy lavitra ny nofinofy e!"
fenobe3 ( 06/11/2025 04:32)
Misaotra anao Zavona Rakoto amin'ny fanehoan-kevitrao ao fa ezahina ny hatsaraina ny tsipelina diso rehetra
ZavonaRakoto ( 30 andro lasa)
Misaotra fa tianao ny teny gasintsika!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094