Hevitra momba ny HIFANENA @ JAKOBA ???

Hiverina amin'ny HIFANENA @ JAKOBA ???
elienoro ( 17/01/2008 09:15)
tsy ratsy kosa aloha le izy sady za efa nahita olona nifanena t@ JAKOBE e!
Malalason ( 06/02/2008 13:57)
betsaka ny olona mifanena aminy saingy tsy mahalala azy raha tsy efa voadonany...mampalahelo
sejianis ( 31/03/2008 13:55)
ka indraindray koa anie Jakoba ka tsy dia mampitahotra an-dry zalahy e!
Fa asaivo soloin'i Dadafara!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093