Hevitra momba ny Ity malalanao

Hiverina amin'ny Ity malalanao
nikopol ( 02/05/2005 08:22)
Mazotoa malalason a! lol
pisokelly ( 12/05/2005 09:53)
hafa kely njay zany anarana malalason zany an!
Malalason ( 12/05/2005 12:54)
io voatendry hisalorako koh !
andriary ( 25/05/2005 13:44)
sady tsotra no masiaka izany liona sy pigeon izany nefa mahafatifaty!raha atao sary iray ireo dia ahoana re e!liona misy elatra!sanatria sao dia hoe voronabe manan\'elatra ...fa enga anie ho : vorona matanjaka ...
voaraiko avokoa ireny 5sms ireny! ny valiny dia izao : hatao mihitsy lay raki-tsary fa itadiavo lay mpiangaly azy nefa mora!efa vonona ny rakin\'angola ao fa tsy ilay nataontsika iny fa hafa!ok eee!
Malalason ( 26/05/2005 09:35)
ok! ary e!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.011