Hevitra momba ny NAMAKA AO ANATY
Hiverina amin'ny NAMAKA AO ANATY
helitiana (
14/11/2006 12:44)
mankasitraka e,tena tsara, mifono hevi-dalina.Mirarisoa.
vetsoko (
17/12/2006 12:35)
kopahinareo koa aiza no tsy ho velona,dia hiredareda indray zao io
Malalason (
20/12/2006 07:59)
ilay lozoka no ny tsy tampina tsara ka tafiditry ny tsio-drivotra ary nampivaivay ny vain'afo misaotra an'i Helitiana sy Tsoa (vetsoko) nanohana sy naneho hevitra
mankasitraka
Malalason
mankasitraka
Malalason
