You are here: home > Vetso

NAMAKA AO ANATY - Rakotomalalason Jean Olivier (R.JO)

Azo vakiana?

Velona indray ilay fatana efa maty
Nisy hafanana sy tara-pahazavana
Niaina sy nitoetra namaka ao anaty
Endrika mitsiky tena feno hatsarana

Malalason
Oct 2006

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

helitiana (14/11/2006 12:44:01)

mankasitraka e,tena tsara, mifono hevi-dalina.Mirarisoa.

vetsoko (17/12/2006 12:35:41)

kopahinareo koa aiza no tsy ho velona,dia hiredareda indray zao io

Malalason (20/12/2006 07:59:04)

ilay lozoka no ny tsy tampina tsara ka tafiditry ny tsio-drivotra ary nampivaivay ny vain'afo misaotra an'i Helitiana sy Tsoa (vetsoko) nanohana sy naneho hevitra
mankasitraka
Malalason