Commentaire à propos de Ny itiavako anao ?
Revenir à Ny itiavako anao ?
bichette (
02/07/2004 15:03)
izany no tena atao hoe fitiavana
Malalason (
03/07/2004 12:40)
amiko aloha dia izay no tena fitia e! sa mahita hafa noho izay i Bichette? sy namako rehetra?
NyKanto (
04/07/2004 16:14)
Marina!
Ny Kanto.
Ny Kanto.
Malalason (
05/07/2004 08:44)
misy antso nataon'ise ve ? ilazao aho ry Kanto a! valio @ e-mail e R.JO
NyKanto (
05/07/2004 13:13)
Nisy antso natao tokoa... tohiny amin'ny e-mail
Karajia (
05/07/2004 13:53)
tsy mbola nahita hi ! hi ! hi !
mbitaniavo (
23/08/2006 13:27)
tsy fitiavana izany amiko, fa aza manaiky lembenana ianao ry Bichette a!ka ilay ho tiaviny aza tsy fantany akory.
