Hevitra momba ny Taranjam-pitia
Hiverina amin'ny Taranjam-pitia
mampikanto (
10/11/2004 07:24)
Ka tsy ho lasa hoe : ramose tatanta dia mistyle v no ihafarany sa ahoana?!!!?
Malalason (
10/11/2004 11:45)
ka zà ngeh no ampianarina e! @zay mbô lasa mpampianatra koa! he he he
NyKanto (
10/11/2004 18:37)
he he he ... aleo mianatra hatrany toy izay miana-kendry nefa tsy mahay akory sa ahoana ? ... aza dia maniry ho mpampianatra , indrindra amin'io taranja io ...
nyeja (
11/11/2004 06:45)
he he he ampianaro fitia ihany fa ilay efa voan'ny tarajatsyfitia koa anie mafy e
