Sipa gasy (ramajik)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Boubounezy, Akamatiana
ry Fasaly, ry Grace
na Chrisy, na Tahiana
manja hoa ny sipa gasy

ao Rrasoa, ao ry Koely
Yonikafopl, Vyvy
samy sipa manjakely
mmm..!mampitsiriritr\'ery!

na Hasinag, na Fanaina
Haingokely, Miramar
sarotr\'amiko ny handainga
fa maro sipa i Gasikara

Lawrenmino, Winseley
ry Fify sy Baozomah
tsy hadino Britney
mmm..!aoka fotsiny hoa zalà

na Martichoumimi
na ry Explosion
samy mahatehotia
E!Maditra, attention!

fa misy iray \'zay tsy ho tononiko
\'lay namako mpitantana ahy
aleo izy mba ho koboniko
fa sao dia lasan-dry zalahy!

Ramajik (20.11.05,Germany)
--------
Rohy:
4353 0
Hevitra mandeha
fanaina ( 20/11/2005 20:56)
milay le izy de misaotra betraka eh!!!
fa naga moa izahay ho lasan-dry zalah raha toaka tononinao eto?
fiaritiana ( 21/11/2005 14:21)
zà zany ilay tsy voatonina ry ramajik a!hiii
tsara le tononkalo fa mahereza e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ramajik
Nampiditra : ramajik
Daty : 20/11/2005 12:44
Antsantononkalo
Nantsain'i
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014