NY FIANAKAVIAKO (RAMAMONJY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fianakaviako dia rako fatoram biby tsy manan-tsiny.
Ny rano izay sotroiko dia
Ranomaso mandeha eo amin'ny rahona eny an-danitra eny.
toa Metaly izato vatako fizarana samy hafa,volafotsy,sy varahina.ireo fitrandraky ireo vahiny.
toa avy amin'ny planeta hafa no hany mba hatsiarovan-tena.
Ny fahatezerako sy ny tafio-drivotra mihoatra ny lohako.
Ny fianakaviako no rako fatorana,ny andalan-teny ny fizaran-taona
teo imasoko sy ny lalan-drantsika
toa tatatra sy vato.
Ary ny taolana,ny zava-miafina fasana dia ny fiandohan'ny
Ny fianakaviakosy ireo rako fatoran- tany rehetra
Izay miloko rehetra,toa tafaray ao Amin'ny fijaliana
Ary ao amin'ny nofy ny no tena ahitana ireo fahasambarana.


hery ramamonjisoa(11/11/2016 17h:14)
--------
Rohy:
Sokajy : Kolontsaina
778 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RAMAMONJY
Nampiditra : heryramamonjisoa
Daty : 11/11/2016 14:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1015