Hevitra momba ny Ventsom-paniriana

Hiverina amin'ny Ventsom-paniriana
NyKanto ( 10/11/2004 19:02)
Hita mihintsy ianao fa maika
Ny hahazo valin-teny
Izy koa anefa hono saiky
Hamboraka sy hiventy

Fa ny anao no tonga aloha
Izy sasa-niandry moa
Efa ela ihany no niandrasany
Hizarany aminao ny fitiavany






Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092