You are here: home > Vetso

Raha fantatrao mantsy - randjy

Azo vakiana?

ILAY FODIAKO HARIVARIVA
VARIAN-DRESAKA TSY NAHY
MASOANDRO MODY IVAIVA
AHABEDY AHY R’INGAHY.

ILAY FOTOANA SENDRA TARA
MISY ASA TSY MBA VITA
NISY NAMANA ELA TSY HITA
NAHABEDY AHY KOA.

ILAY TANTARA EFA VITA
TADIAVINAO HODIAN-TSY HITA
MBA SENDAOTRA AHO KA HIALA ;
KANJO …BEDIN’NY FITIAVAKO AHO.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : randjy

Nampiditra : randjy
Daty : 22/03/2004
Mpamangy : 1021
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

Embona
Tiako nefa alako