Hevitra momba ny Namana
Hiverina amin'ny Namana
vetsoko (
10/12/2004 19:14)
marina izany ry sea!misaotra an'ise tà ilay tononkalo fa nahakasika ahy tanteraka ilay izy satria ny tenako aty an-tany lavitra dia mahatsiaro ireo namako any dago indrindra fa ilay iray tena atokisako araka ny tenin'ise
Anisany ny mahatonga ahy hivetso izany rehetra izany
Anisany ny mahatonga ahy hivetso izany rehetra izany
