Tiako ianao! (Ranir-tsioharana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha mba fantatrao ry i kalakely
Fa ianao dia toa ny anjely
Ilay nahababo ahy hatrin'ny ela
Ny anaranao tsy afaka ao an-dela

Raha mba fantatrao ry kala
fa ny foko dia lasa adala
Ianao no mendrika antsoina
ilay hoe malala

O!ry kala kely tia a!
Izao tena potika amin-dy
Ilay fitia toa hafaty
izay miraikitra ao anaty
Izao tena tia-ndry
ho fitia mandrakizay doria

mp:*^_^*
--------
Rohy:
1700 1
Mpakafy: Rova_kely
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ranir-tsioharana
Nampiditra : Ranir-tsioharana
Daty : 03/02/2016 10:17
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014