Hevitra momba ny Ny any aminay
Hiverina amin'ny Ny any aminay
Laaris (
12/07/2012 07:18)
mbola indreto fa ts aiza
reo izay tadiavinao
ny mangazo ts nankaiza
ny voamaina mbola ao
ny akondro tsindrin-tsakafo
no niakatra,nihalafo
ny katsaka ato vao arotsaka
fa tononkalo no azo atosaka
reo izay tadiavinao
ny mangazo ts nankaiza
ny voamaina mbola ao
ny akondro tsindrin-tsakafo
no niakatra,nihalafo
ny katsaka ato vao arotsaka
fa tononkalo no azo atosaka
