Hevitra momba ny Tandremo! tandremo!

Hiverina amin'ny Tandremo! tandremo!
bitaka ( 08/12/2004 13:52)
he he ! tsy ratsy ity angamba no tononkalo erôtika malagasy novakiako voalohany taiky sao de fetsy ka hanao 12 sa 23 mihitsy aza
okay ranoala
bitaka
zoky ( 06/10/2005 07:09)
tsy ampy vavy sa...?
jentilisa ( 20/12/2005 14:13)
ny marina kokoa angaha dia ity no tononkalo nosoratana tany ampianarana voasoratra tetto voalohany?
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104