Hevitra momba ny Arahaba an-tselika

Hiverina amin'ny Arahaba an-tselika
kiriah ( 10/02/2012 11:02)
mifangarongaro , ireo teny feno akotry
tsy hitan' ny sahafako
ka vorabora-bolana, litera an-teny botry
no tonon-kalo an-tsahako....

je ne sais pas comment tu fais pour trouver des inspirations pareil , franchement....chapeau!
raozigasy ( 10/02/2012 18:14)
> Kiriah : izaho aza ange mba gaga indraindray e
kiriah ( 10/02/2012 21:14)
hihihi!
laaris ( 05/07/2012 10:54)
Tiako,mahafinaritra le sera
ts mandany vola fa mandany lera
tsy mila miodina fa eo d vita
tohizo fa tsara l seratsika
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096