Hevitra momba ny AZA MATAHOTRA

Hiverina amin'ny AZA MATAHOTRA
vetsoko ( 03/05/2006 14:37)
dia tsy hanan-tahotra tokoa izahay raha izany,misaotra
raozigasy ( 04/05/2006 19:54)
aza matahotra ry vetsoko
aza matahotra ry Vetsoko
fa ny Vetsoko eo ry vetsoko
sy ny Vetsonao ry vetsoko
hiara-hametsovetso ny ho avy
hiaro ny Vetsotsika mianakavy
fiaritiana ( 05/05/2006 08:47)
tsara aky raozy a!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089