Hevitra momba ny Hangina hono
Hiverina amin'ny Hangina hono
Soarilala (
14/01/2011 12:01)
Tsy rariny kosa izany. Samy manana izay tiany atao sy izay fantany fa mety, ary tsy tokony hisy fatotra na fefy hanakana.
Mampalahelo fa fialonana ihany no mahatonga izany!!!
Mampalahelo fa fialonana ihany no mahatonga izany!!!
Aynah (
19/01/2011 22:25)
Aza kivin'ny fialonana,
fa tohizo ny asam-pamoronana,
Ajoroy ny hevitrao,
Ho anay mpankafy anao!
fa tohizo ny asam-pamoronana,
Ajoroy ny hevitrao,
Ho anay mpankafy anao!
