Hevitra momba ny Irery 9

Hiverina amin'ny Irery 9
Soarilala ( 13/11/2011 10:23)
Tena mafy ny irery
Rehefa zatra miara-droa
Toa mampi-teny irery
Sady mahavaky loha

Indrindra rehefa tojo olana
Izay saro-bahana
Ka mampitonatonana
Sady mampihanahana
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0392