Hevitra momba ny Izahay tsofy rano

Hiverina amin'ny Izahay tsofy rano
vony501 ( 22/05/2013 06:30)
Aleo ianareo ary ho tsofin-drano
Tsy hahita loza, tsy hahita angano
Hahita tokoa izay ho tadiavina
Hisosa mora, tsy misy hitazona

Dia "aza mirobaroba ianao Raly"
Sao andevolahy mahita fotsim-bary
Mahaiza manangona sy mihafy
Dia mba tsipazo reo tsisy pasy
raozigasy ( 22/05/2013 10:27)
misaotra ee
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089