Hevitra momba ny Izay no vita ny tantara

Hiverina amin'ny Izay no vita ny tantara
tiarah ( 26/07/2010 05:51)
Ny foko nefa manantena
Fa indray andro isika mbola hifanena
raozigasy ( 26/07/2010 10:52)
na ny tao anatiko aza,
naniry toy izany koa
nefa raha tsy sahaza
aoka izay ny antsika roa
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0098