Hevitra momba ny Karemy
Hiverina amin'ny Karemy
jiolah (
23/11/2010 13:25)
hahaha tena mahalatsaka.Aleo tohizako kely:
tsy afaka ny hiafy aho ry malala fa tena kere
andraso kely ho any an-tsena hividy fimailo bedebe
le programan'asa efa tena maty paika
ka ny tsy handrapaka mety hampikaikaika
tsy afaka ny hiafy aho ry malala fa tena kere
andraso kely ho any an-tsena hividy fimailo bedebe
le programan'asa efa tena maty paika
ka ny tsy handrapaka mety hampikaikaika
