Hevitra momba ny Sakabeloha

Hiverina amin'ny Sakabeloha
zavotany09 ( 31/08/2010 07:39)
Mankalaza e!

f'ireo teny nolazainy, tsara rindra avokoa
nampihesona fanahy, saika raikitra am-po
tsy lainga f'efa roboka, falifaly aok'izany
fa nihevitra mihintsy, fa dia tokana aman-tany
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089