Hevitra momba ny Tiako akia …
Hiverina amin'ny Tiako akia …
Soarilala (
21/11/2016 22:52)
Tiako akia ilay fiarahana, izay fanaontsika roa
Fa mamelombelon'aina, mampifalifaly fo
Tiako akia ilay fitaintainana, mandra-piandry ny fotoana
Rehefa injay hifankahita, tapa-kevitra ny hihaona
Fa mamelombelon'aina, mampifalifaly fo
Tiako akia ilay fitaintainana, mandra-piandry ny fotoana
Rehefa injay hifankahita, tapa-kevitra ny hihaona
