Hevitra momba ny TIAKO IANAO SATRIA

Hiverina amin'ny TIAKO IANAO SATRIA
miela ( 17/04/2007 23:46)
tonga dia nomeko isa 4 fa mendrika
karako ( 21/09/2007 19:06)
mahavariana ahy ny sendrasendra izany. Vao avy nametraka hafatra mikasika ny tononkalonao hoe "Tiako ny anabaviko" aho. Dia mahita ity iray ity indray. Nisy tononkalo nosoratako izay koa hoe : "Tiako ianao satria..." Mankasitraka e!
Soarilala ( 08/05/2010 21:03)
"Tiako fontsiny ianao , tsy asiana hoe nahoana na tovonana satria, tiako fontsiny amizao"
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093