Hevitra momba ny TRATRY NY FARANY
Hiverina amin'ny TRATRY NY FARANY
benasy (
05/01/2009 09:40)
Kanto ka! Mety ...Tena tsara!!!
Efa nomaninao ve sa avy nosoratana teo no ho eo ???
Efa nomaninao ve sa avy nosoratana teo no ho eo ???
raozigasy (
05/01/2009 11:37)
aiza kosa dia hoe nomanina e
mba niainga ilay fanahy tamin iny e....
mba niainga ilay fanahy tamin iny e....
fahamarinana (
09/01/2009 08:16)
Dia mamerina indroa hono manana ny inona moa ! Tratra ny taona dia ho taona feno fifaliana hatrany.
raozigasy (
09/01/2009 17:10)
Misaotra an'i Fahamarinana hatrany e ...
