Commentaire à propos de TSY ADINOKO IANAO
Revenir à TSY ADINOKO IANAO
pissoa (
11/04/2006 18:42)
Tsara ilay tononkalo.
Manana anadahy tokoa izany anabavy izany :)
Manana anadahy tokoa izany anabavy izany :)
raozigasy (
28/04/2006 21:00)
Misaotra anao Pissoa mankasitraka ny mankafy ny rangodrangotro e !
jobily (
24/02/2007 10:52)
tena manana engampanahy mamorona zavatsoa toy izao ianao ary tena nisy fiatraikany t@ fiainako ilay izy teo fa misotreeeee
