Hevitra momba ny Veloma ianao

Hiverina amin'ny Veloma ianao
radarta ( 06/02/2011 14:37)
Marina! kanefa tsy efa nivoady ve!
Ny ho ehiara-dia?
Dia ho tapahina hatreo
Ireo dinan'ny Fitia?

Sao lahy mbola misy iany
sombitsombiny aminao
Ahafahany misisika
Fa ny fony anie mitempo anao eh!!

Mankahery ny mpanoratra,

ARA
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0136