Fanantenana Vaovao, (Ravo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fanantenana Vaovao,

Io maraina io,
Iposahan'ny masoandro;
antoky ny anio
sy ny ho avy isan'andro.
Fanantenana Vaovao
Hamiratra ho anao.

Bonne journée
Ravo
--------
Rohy:
Sokajy : Ahy - Fiaraha-monina - Fiainana
62 1
Mpakafy: TosakaMg
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ravo
Nampiditra : TosakaMg
Daty : 05/01/2026 18:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119