misaotra (Ravo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
misaotra tsy ho be famerina toy ny boloky
na ho be fandika toa olona faizina;
fa hamerina kosa ilay anatr'i Zoky
hoe mahaiza misaotra noho ireo izay noraisina.
koa ho ambetin-teny ny hoe : "misaotra indrindra",
misaotra anareo nampiana-mamindra.
Ravo, André Vonjitsoa RAKOTOARIVELO
--------
Rohy:
Sokajy :
Raiamandreny - Fiainana
Mpakafy:
TosakaMg
