Namana ireny (Ravo)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Namana ireny na be velom-bava,na rakotra volo sy hoe misy Rambo,
raha mikombom-bava tsy mitabataba,
miaina fahanginana, tsy matin-kambo.
namana ireny, mba tsarovy izany :
ny tontolo iainany hajao hatrany.
Ravo, André Vonjitsoa Rakotoarivelo
--------
Rohy:
Mpakafy:
TosakaMg
