Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hevitra momba ny TANINDRAZAKO
Hiverina amin'ny TANINDRAZAKO
tsiambaratelo (
06/07/2008 13:25)
milay be kou,zany mintsy kah
ny an'ny hafa angah
homeny anao,tsy
maintsy manina ny
tanindrazana ny rehetra,afa-tsy zay tsy mponina ao.
ny an'ny hafa angah
homeny anao,tsy
maintsy manina ny
tanindrazana ny rehetra,afa-tsy zay tsy mponina ao.
rijadolly (
11/07/2008 15:46)
Misaotra Tsiambaratelo a!Ny hafa aza mitsiriritra ny antsika,dé isika ndray ve no anadino ny Tany nomen'Andriamanitra izay feno ronono sy tantely é!Isika ankehitriny no andrasan'Firenentsika.
