You are here: home > Vetso

Laingalainga - riso lalason

LAINGALAINGA

Laingalainga tsy mampino
Raha ianao hoe "Manadino"
Fa kirin-tsaina mba iniana
Dia indro ianao fa "Mangina"

Korana no niarahana
Fitia nifamaliana
Koa nahoana no mibahana
Ny teny hoe : TSY TIANA

Eto mantsy, misosa ihany ny andro
Be ny zava-bao
Kanefa mbola mandro
Anaty tsiaro anao

Tsy mino ny fisainako
Mivadika ny fiainako

riso lalason

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

3004 (27/04/2009 00:20:09)

Misaotra fa tsara e ! Andefaso ny adresy postale-nao aho fa handefasako boky iray nosoratako ianao.

ny e-mail dia
fredy_jaofera@yahoo.fr

Mirary soa,

Fredy JAOFERA
( JAO)

endrika01 (11/07/2009 08:41:18)

Tsara ka !

ralaxa (04/02/2011 09:23:34)

Mankasitraka betsaka anao ny tenako Riso Lalason de manasa anao hijery ny http://lalason.eklablog.com


Misaotra betsaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : riso lalason


Nampiditra : ralaxa
Daty : 26/04/2009
Mpamangy : 920
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Amiko
MODY HOE