You are here: home > Vetso

MODY HOE - riso lalason

Azo vakiana?

hambo be fisisika sy henatra nafenina
        dia mody hoe "tsy taitra"
fa zioga faratampony sy ngidy tsy voatelina
        tsaroana fa nafaitra
   .....ny fitak'olon-tiana



fanenjanan-tsaina sy ezaka hitraka
        dia mody hoe "tsy voadona"
fa longoa mitototra sy fandrika nandratra
        tsy maintsy ho tsaroana
   .....ny diso faniriana

Hevitra mandeha

pissoa (13/06/2007 02:42:26)

hi hi ! ka hampidera saina fotsiny indray kosa aza ve ?

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : riso lalason


Nampiditra : tslem
Daty : 12/06/2007
Mpamangy : 2513
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

Laingalainga
Amiko