Hevitra momba ny ANY ANDRO IRAY

Hiverina amin'ny ANY ANDRO IRAY
vetsoko ( 26/09/2006 13:53)
ny masoandro no mody
satria alina ny andro;
saingy adidiny ,tsarovy
ny miverina isan'andro;
hitondra hazavana
havimbin'hafanana

...tsoa
Ryana ( 28/09/2006 06:04)
Vetsoko,
Misaotra ê!
Ryana
tikitaky ( 28/02/2007 08:56)
Raha mandeha alina, aoka mba hisalotra
Mihira sy mitsiky raha sendra ny sarotra (scout)
Ryana ( 03/03/2007 09:27)
misaotra nitsidika Ra-Tikitaky â!
Ryana
Azrael666 ( 19 andro lasa)
Tena mba miverena Ryana raha mbola any ho any ianao a! Tena aty @ 20 taona aorian'ny anoratanao dia mbola mampanonofy hatrany ny kantonao...
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088