Hevitra momba ny ANY MISY FO...
Hiverina amin'ny ANY MISY FO...
sejianis (
30/04/2008 17:01)
Ianao 'lay sasa-miandry
Eny! Tsy tafandry mandry
Fahafirin'ny tsaroana
Moa izy no voahira foana???
Mbola ho tsapany any aoriana
Izany manin-tsy valiana
Nefa aza ozonina raha tiana
Fa itseronao mangina!!!
Vakianao mantsy ny ao anaty foko ry tononkalo!!!
Eny! Tsy tafandry mandry
Fahafirin'ny tsaroana
Moa izy no voahira foana???
Mbola ho tsapany any aoriana
Izany manin-tsy valiana
Nefa aza ozonina raha tiana
Fa itseronao mangina!!!
Vakianao mantsy ny ao anaty foko ry tononkalo!!!
