Hevitra momba ny Salamanga
Hiverina amin'ny Salamanga
Malalason (
26/08/2006 11:44)
Misy kalo mahakasika ny zavatra niainako ka izay no nanainga ny fanahiko haneho hevitra kely : Rano trambo : efa nanoma tena ihany aho mba tsy ho maty² tamiko izy kanefa nisy hery ts hay tohaina ka na nandratra aza dia nirobohana satria mamy ny mitia na dia ampaha-tsegondra aza.
Ny Zoky malalan'ny zandry tsy foiny
Malalason
Ny Zoky malalan'ny zandry tsy foiny
Malalason
