Hevitra momba ny Teny fahendrena

Hiverina amin'ny Teny fahendrena
sejianis ( 23/05/2004 09:21)
sarondrahona a! Milay be!!!!!!
sejianis
sarondrahona ( 24/05/2004 07:24)
Misaotra Sejianis a! Voaray ny voninkazo e !
doum ( 27/07/2005 19:22)
tena misaotra e
tiko be ny tononkalonao
misy lesona zan marina a
tsara e
mbola hihaona isika e
:-) :-)
Malalason ( 30/07/2005 07:35)
resy lahatra aho
sejianis ( 07/08/2007 16:25)
safotra aho
tsara loatra!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094