Hevitra momba ny Mifona aminao Andriamanitra

Hiverina amin'ny Mifona aminao Andriamanitra
tsikikely ( 17/06/2007 06:35)
Andriamanitra indray aloha tsy atakaloko azy é.
Ryana ( 21/06/2007 13:31)
Lasa lavitra loatra kosa, raha ny fijeriko.
Ryana
tiff ( 14/03/2009 13:22)
tsara alo refa tsapanao oe antsy maranitra no lalaovinao e.@zay refa maratra enao mba tsy mahataitra anao tsony fa efa mba niomana enao
scotlandyard ( 24/03/2009 09:40)
izaho tia milalao antsy maranitra
indrindra moa izy raha toa ka manitra
Soarilala ( 07/11/2012 18:06)
ary ianao izany ange ka sahisahy
sa kosa tsisy zavatra mampanahy
na izany aza nefa tandremo ihany
fa sao dia hanenina any aoriana any
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.01