MANIRERY (SKY JO SJ)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANIRERY

manirery aho,fa nilaozanao
tena very aho,fa tsy eo anilanao
ireo hafanana,toa lasa hantsiaka
nosimbainao tao anatin'ny iray segondra
ireo nofinofintsiaka
izaho mba naniry ny hiara-dia
ho mandrakizay doria
nefa ianao niankavanana
izaho navelanao irery niankavia
fa nahoana kosa akia?
mba lazao ny hadisoako,fa izaho anie tena tia.

SKY JO SJ 3/11/16
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Fitiavana
980 2
Mpakafy: dinanomna - Sky Jo SJ
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : SKY JO SJ
Nampiditra : Sky Jo SJ
Daty : 05/11/2016 05:21
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135