Hevitra momba ny FERY ANATY
Hiverina amin'ny FERY ANATY
MAZ RAMANA (
20 andro lasa)
Dia izay marina ilay aretin'ny tia soratsoratra :
Anaty eritreritra no mihorakoraka! Teny vitsy, kanefa mahalaza ny adin’ny fo sy ny tabataban’ny saina anaty fahanginana. Mampieritreritra.