Hevitra momba ny Ramiaramila
Hiverina amin'ny Ramiaramila
hery (
28 andro lasa)
eo amin'ilayi hoe "Ialahy koa 'lay nasahy nampitondranay mafaitra."
Iza no mitondra mafaitra? Ramiaramila sa ilay izahay? Misy dikany roa:
- Nampitondra anay mafaitra => izahay no mitondra
- Nampitondrainay mafaitra => izy no mitondra