Hevitra momba ny INY ILAY ZAZA
Hiverina amin'ny INY ILAY ZAZA
razamble (
29/05/2010 11:26)
Lalina be ny tononkalo.
Ny an-tsangory hahaiza-manamory ny fiainana.
Ny am-babena mampitraka.
Ny trotrotrotro hahazoana ny sahaza.
Kanefa na inona na inona no nomen'ny reny ny zanaka, rehefa ny zaza mihitsy no tsy mahay mandray ny sahaza eo amin'ny fiaraha-monina dia hampisalasala ihany ny vokatry ny fanabeazana.
Mankasitraka indrindra mizara.