Hevitra momba ny Tia TENA

Hiverina amin'ny Tia TENA
raims randriamalala ( 22/02/2020 09:27)
fanitsina tononkalo
'Ty fiainana mba dinidiniho
mba jereo ny tena dia kasikasio
mahaiza mamindra miovĂ  filamatra
ndrao ho voafingana hitroatra ho lamaka
eken'olona ianao fa manam-bola
mba aza tia-tena re sao ho lany vola
ny fiainana tsy iray andro ihany
ka rehefa voa vao hitomany
mahaiza mitondra tena hatrany
amin'izay ianao ho lavorary
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096