Tia TENA (Tojo natsu)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ty fiainana mba dinodinio
Mba jerevo ny tena de kasikasio
Mahaiza mamindra miova filamatra,,
Ndrao vao fingana hitroatra holamaka,,
Eken'olona enao fa manambola,
Mba aza tia tena re sao lany vola!
Ny fiainana tsy ray andro iany
Ka rehefa voa vo hitomany
Mahaiza mitondra tena hatrany
Amizay enao lavorary
--------
Rohy:
923 0
Hevitra mandeha
raims randriamalala ( 22/02/2020 09:27)
fanitsina tononkalo
'Ty fiainana mba dinidiniho
mba jereo ny tena dia kasikasio
mahaiza mamindra miovĂ  filamatra
ndrao ho voafingana hitroatra ho lamaka
eken'olona ianao fa manam-bola
mba aza tia-tena re sao ho lany vola
ny fiainana tsy iray andro ihany
ka rehefa voa vao hitomany
mahaiza mitondra tena hatrany
amin'izay ianao ho lavorary
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tojo natsu
Nampiditra : tojo Natsu
Daty : 29/05/2017 06:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143