Samy Tia (tojonirina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia nifampijery kely
dia samy tsy niteny
fa nangiana avokoa
ireo molotra anakiroa

dia mody tsy niraika
nefa dodona sy maika
satria 'SAMY TIA'
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1257 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : tojonirina
Nampiditra : tojonirinaandriamampionona
Daty : 01/05/2015 09:23
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0682