TSIKY MALOKA (tojonirina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ireo tsikiko androany:
tsiky maloka ihany,
tsy nisy vokatry ny fo
fa noterena avokoa
Mba hanakonako ny endriko:
noravahin~dranomaso
sy ho fanafodim~periko:
noratrain'ny ankaso
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo
2410 1
Hevitra mandeha
tojonirinaandriamampionona ( 30/05/2015 09:17)
TSARA
endrika01 ( 02/06/2015 10:16)
Tsara na fohy aza! mahafehy zvt maro.
tojonirinaandriamampionona ( 30/10/2015 12:51)
Merci
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : tojonirina
Nampiditra : tojonirinaandriamampionona
Daty : 22/04/2015 02:59
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145